plt_tq/php/02/09.md

8 lines
249 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'Andriamanitra ho an'i Kristy avy eo?
Andriamanitra dia nanandratra avo an'i Jesosy ary nanome Azy ny anarana ambonin'ny anarana rehetra.
# Inona no ho eken'ny lela rehetra?
Ny lela rehetra dia hanaiky fa Jesosy Kristy no Tompo.