# Inona no nataon'Andriamanitra ho an'i Kristy avy eo? Andriamanitra dia nanandratra avo an'i Jesosy ary nanome Azy ny anarana ambonin'ny anarana rehetra. # Inona no ho eken'ny lela rehetra? Ny lela rehetra dia hanaiky fa Jesosy Kristy no Tompo.