plt_tq/php/02/05.md

16 lines
493 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Fisainan'iza no lazain'i Paoly fa tokony hananantsika?
Paoly dia milaza fa mila manana ny fisainan'i Kristy Jesosy isika.
# Amin'ny endrika inona no nisian'i Jesosy?
Kristy Jesosy dia nisy araka ny endrik' Andriamanitra.
# Endrika inona no nalain'i Jesosy avy eo?
Avy eo i Kristy Jesosy dia naka ny endriky mpanompo, niseho tahaka ny olombelona.
# Ahoana no nanetren'i Jesosy ny tenany?
Jesosy dia nanetri-tena tamin'ny fankatoavana hatramin'ny fahafatesana eo amin'ny hazofijaliana.