# Fisainan'iza no lazain'i Paoly fa tokony hananantsika? Paoly dia milaza fa mila manana ny fisainan'i Kristy Jesosy isika. # Amin'ny endrika inona no nisian'i Jesosy? Kristy Jesosy dia nisy araka ny endrik' Andriamanitra. # Endrika inona no nalain'i Jesosy avy eo? Avy eo i Kristy Jesosy dia naka ny endriky mpanompo, niseho tahaka ny olombelona. # Ahoana no nanetren'i Jesosy ny tenany? Jesosy dia nanetri-tena tamin'ny fankatoavana hatramin'ny fahafatesana eo amin'ny hazofijaliana.