plt_tq/phm/01/10.md

16 lines
375 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Oviana no niteraka tamin'i Paoly Onesimosy?
Naterak'i Paoly tany am-pigadrana i Onesimosy.
# Inona no nataon'i Paoly tamin'i Onesimosy?
Nandefa an'i Onesimosy tany Filemona i Paoly.
# Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy?
Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy.
# Inona no tian'i Paoly hataon'i Onesimosy?
Tian'i Paoly ho afaka hanampy azy i Onesimosy.