# Oviana no niteraka tamin'i Paoly Onesimosy? Naterak'i Paoly tany am-pigadrana i Onesimosy. # Inona no nataon'i Paoly tamin'i Onesimosy? Nandefa an'i Onesimosy tany Filemona i Paoly. # Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy? Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy. # Inona no tian'i Paoly hataon'i Onesimosy? Tian'i Paoly ho afaka hanampy azy i Onesimosy.