plt_tq/num/29/06.md

4 lines
315 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana no tsy maintsy anaovan'izy ireo izany fanatitra noho ny ota izany, ho fanampin'ny fanatitra mahazatra rehetra izay ataon'izy ireo isam-bolana?
Tsy maintsy manao izany fanatitra noho ny ota izany amin'ny volana fahafito, ho fanampin'ny fanatitra mahazatra rehetra izay ataon'izy ireo isam-bolana izy ireo.