# Oviana no tsy maintsy anaovan'izy ireo izany fanatitra noho ny ota izany, ho fanampin'ny fanatitra mahazatra rehetra izay ataon'izy ireo isam-bolana? Tsy maintsy manao izany fanatitra noho ny ota izany amin'ny volana fahafito, ho fanampin'ny fanatitra mahazatra rehetra izay ataon'izy ireo isam-bolana izy ireo.