plt_tq/num/28/14.md

8 lines
320 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Impiry ireo fanatitra dorana miavaka ireo no tsy maintsy omena?
Ireo fanatitra dorana miavaka ireo dia tsy maintsy omena isam-bolana mandritra ny taona iray.
# Inona no natolotra niaraka tamin'ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fanatitra sotroina?
Osilahy iray no natolotra ho fanatitra noho ny ota ho an'i Yaveh.