# Impiry ireo fanatitra dorana miavaka ireo no tsy maintsy omena? Ireo fanatitra dorana miavaka ireo dia tsy maintsy omena isam-bolana mandritra ny taona iray. # Inona no natolotra niaraka tamin'ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fanatitra sotroina? Osilahy iray no natolotra ho fanatitra noho ny ota ho an'i Yaveh.