plt_tq/num/25/12.md

8 lines
383 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no anarana voalohany niantsoan'i Yaveh ny fifanekem-pisoronana maharitra mandrakizay?
Niantso ny fifanekem-pisoronana maharitra mandrakizay, hoe fanekem-pihavanana Yaveh.
# Nahoana no nanao fifanekem-pisoronana maharitra mandrakizay tamin'i Finehasa Yaveh?
Nanao fanekena tamin'i Finehasa i Yaveh satria nanana zotom-po ho an'i Yaveh sy nanavotra ny vahoakan'Israely izy.