# Inona no anarana voalohany niantsoan'i Yaveh ny fifanekem-pisoronana maharitra mandrakizay? Niantso ny fifanekem-pisoronana maharitra mandrakizay, hoe fanekem-pihavanana Yaveh. # Nahoana no nanao fifanekem-pisoronana maharitra mandrakizay tamin'i Finehasa Yaveh? Nanao fanekena tamin'i Finehasa i Yaveh satria nanana zotom-po ho an'i Yaveh sy nanavotra ny vahoakan'Israely izy.