plt_tq/num/24/12.md

12 lines
644 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Balama an'i Balaka fa tsy azony atao na dia hanome azy ny lapany feno volafotsy sy volamena azy Balaka?
Nilaza tamin'i Balaka i Balama fa tsy afaka hihoatra ny tenin'i Yaveh mba hilaza zavatra ratsy na tsara, na ny zavatra izay mety tiany holazaina izy.
# Inona no nolazain'i Balama fa zavatra tokana izay azony lazaina?
Nilaza Balama fa izay nolazain'i Yaveh mba holazainy ihany no azony lazaina.
# Momba ny inona no nampitandreman'i Balama an'i Balaka nialohan'ny niverenany tany amin'ny vahoakany?
Nampitandrina an'i Balaka ny amin'izay hanaovan'ny Israely ny vahoakan'i Balaka amin'ny andro izay ho avy i Balama.