# Inona no nolazain'i Balama an'i Balaka fa tsy azony atao na dia hanome azy ny lapany feno volafotsy sy volamena azy Balaka? Nilaza tamin'i Balaka i Balama fa tsy afaka hihoatra ny tenin'i Yaveh mba hilaza zavatra ratsy na tsara, na ny zavatra izay mety tiany holazaina izy. # Inona no nolazain'i Balama fa zavatra tokana izay azony lazaina? Nilaza Balama fa izay nolazain'i Yaveh mba holazainy ihany no azony lazaina. # Momba ny inona no nampitandreman'i Balama an'i Balaka nialohan'ny niverenany tany amin'ny vahoakany? Nampitandrina an'i Balaka ny amin'izay hanaovan'ny Israely ny vahoakan'i Balaka amin'ny andro izay ho avy i Balama.