plt_tq/num/23/11.md

8 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Balaka fa nataon'i Balama raha tokony hanozona ireo fahavalony izy?
Nilaza Balaka fa nitahy ireo fahavalony Balama raha tokony hanozona azy ireo.
# Ahoana no navalin'i Balama rehefa nilaza Balaka fa nitahy ireo fahavalony izy raha tokony hanozona azy ireo?
Namaly Balama fa nitandrina ny hilaza izay apetrak'i Yaveh eo am-bavany ihany izy.