# Inona no nolazain'i Balaka fa nataon'i Balama raha tokony hanozona ireo fahavalony izy? Nilaza Balaka fa nitahy ireo fahavalony Balama raha tokony hanozona azy ireo. # Ahoana no navalin'i Balama rehefa nilaza Balaka fa nitahy ireo fahavalony izy raha tokony hanozona azy ireo? Namaly Balama fa nitandrina ny hilaza izay apetrak'i Yaveh eo am-bavany ihany izy.