plt_tq/num/23/10.md

8 lines
335 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Balama momba ny haben'Israely?
Nolazainy fa tsy misy afaka manisa na dia ny ampahefatr'Israely ihany aza.
# Fahafatesana ohatry ny ahoana no hirian'i Balama hahafatesany?
Naniry mba ho faty amin'ny fahafatesan'ny olo-marina i Balama, ary naniry izy mba ho tahaka ny fahataperan'Israely ny fahataperan'ny ainy.