# Inona no nolazain'i Balama momba ny haben'Israely? Nolazainy fa tsy misy afaka manisa na dia ny ampahefatr'Israely ihany aza. # Fahafatesana ohatry ny ahoana no hirian'i Balama hahafatesany? Naniry mba ho faty amin'ny fahafatesan'ny olo-marina i Balama, ary naniry izy mba ho tahaka ny fahataperan'Israely ny fahataperan'ny ainy.