plt_tq/num/22/21.md

20 lines
837 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Balama ny maraina?
Nifoha maraina i Balama, nanisy lasely ny borikiny, ka nandeha niaraka tamin'ireo mpitarik'i Moaba.
# Nahoana no nirehitra ny hatezeran'Andriamanitra?
Nirehitra ny hatezeran'Andriamanitra satria nandeha niaraka tamin'izy ireo izy.
# Inona no nataon'ilay anjelin'i Yaveh?
Nipetraka teo an-dalana toy ny mpifahavalo amin'i Balama, izay nitaingina ny borikiny ny anjelin'i Yaveh.
# Inona no hitan'ny borikin'i Balama nijoro teo amin'ny lalana?
Nahita ny anjelin'i Yaveh nijoro teo an-dalana ilay boriky ary nisy sabatra voatsoaka teny an-tanany.
# Inona no nataon'ny borikin'i Balama rehefa nahita ilay anjelin'i Yaveh izy, ary nataon'i Balama inona ilay borikiny?
Niala tamin'ny lalana ny borikin'i Balama ka nankany an-tsaha; nikapoka ilay boriky mba hamerina azy amin'ny lalana i Balama.