plt_tq/num/18/21.md

8 lines
575 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ihany koa no nomen'i Yaveh ireo taranak'i Levy ho lovan'izy ireo ho valin'ny asan'izy ireo tao amin'ny trano-lay fihaonana?
Nanome ny ampahafolon-karena rehetra ao Israely ho an'ny taranak'i Levy ho lovan'izy ireo ho valin'ny asan'izy ireo tao amin'ny trano-lay fihaonana Yaveh.
# Iza no nolazain'i Yaveh fa ho faty nanomboka tamin'izany raha nanakaiky ny trano-lay fihaonana izay an'i Yaveh ny olona?
Nilaza tamin'i Arona i Yaveh fa nanomboka tamin'izany dia tsy afaka nanakaiky ny trano-lay fihaonana ny vahoakan'Israely, fa raha tsy izany dia ho faty izy ireo.