# Inona ihany koa no nomen'i Yaveh ireo taranak'i Levy ho lovan'izy ireo ho valin'ny asan'izy ireo tao amin'ny trano-lay fihaonana? Nanome ny ampahafolon-karena rehetra ao Israely ho an'ny taranak'i Levy ho lovan'izy ireo ho valin'ny asan'izy ireo tao amin'ny trano-lay fihaonana Yaveh. # Iza no nolazain'i Yaveh fa ho faty nanomboka tamin'izany raha nanakaiky ny trano-lay fihaonana izay an'i Yaveh ny olona? Nilaza tamin'i Arona i Yaveh fa nanomboka tamin'izany dia tsy afaka nanakaiky ny trano-lay fihaonana ny vahoakan'Israely, fa raha tsy izany dia ho faty izy ireo.