plt_tq/num/16/49.md

8 lines
364 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ankoatra ireo izay maty tahaka an'i Kora, dia firy no matin'ny areti-mandringana?
Ankoatra ireo izay maty tahaka an'i Kora, ireo izay matin'ny areti-mandringana dia 14.700
# Inona no nitranga rehefa niverina teny amin'ny fidirana mankao amin'ny lay Arona?
Nitsahatra ny areti-mandringana rehefa niverina teny amin'ny fidirana mankao amin'ny lay masina Arona.