# Ankoatra ireo izay maty tahaka an'i Kora, dia firy no matin'ny areti-mandringana? Ankoatra ireo izay maty tahaka an'i Kora, ireo izay matin'ny areti-mandringana dia 14.700 # Inona no nitranga rehefa niverina teny amin'ny fidirana mankao amin'ny lay Arona? Nitsahatra ny areti-mandringana rehefa niverina teny amin'ny fidirana mankao amin'ny lay masina Arona.