plt_tq/num/16/33.md

12 lines
594 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nahazo ny olona rehetra tao amin'ny fianakavian'izy ireo?
Nidina velona tany amin'ny Fiainan-tsy hita ireo rehetra tao amin'ireo fianakaviany, nikatona teo ambonin'izy ireo ny tany, ary fongotra teo afovoan'ny fivondronana izy ireo.
# Inona no nataon'ny Israely rehetra, ary inona no natahoran'izy ireo?
Nandositra ny Israely rehetra satria natahotra izy ireo sao hitelina azy ireo ny tany.
# Inona no nahazo ireo lehilahy 250 izay nanolotra ditin-kazo manitra tamin'ny Tompo?
Nitselatra ny afo avy tamin'i Yaveh ary nandrapaka ireo olona 250 izay nanolotra ditin-kazo manitra.