# Inona no nahazo ny olona rehetra tao amin'ny fianakavian'izy ireo? Nidina velona tany amin'ny Fiainan-tsy hita ireo rehetra tao amin'ireo fianakaviany, nikatona teo ambonin'izy ireo ny tany, ary fongotra teo afovoan'ny fivondronana izy ireo. # Inona no nataon'ny Israely rehetra, ary inona no natahoran'izy ireo? Nandositra ny Israely rehetra satria natahotra izy ireo sao hitelina azy ireo ny tany. # Inona no nahazo ireo lehilahy 250 izay nanolotra ditin-kazo manitra tamin'ny Tompo? Nitselatra ny afo avy tamin'i Yaveh ary nandrapaka ireo olona 250 izay nanolotra ditin-kazo manitra.