plt_tq/num/15/40.md

8 lines
412 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ho fampahatsiahivana ny inona ihany koa ireo somitr'aviavy?
Ireo somitr'aviavy dia ho fampahatsiahivana ny mba hankatoavana ny didin'i Yaveh rehetra ary ny mba hahamasina, hahavoatokana azy ireo ho an'Andriamanitra.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa nataony mba hahalasa Azy ho Andriamanitry ny vahoakan'Israely?
Nilaza Yaveh fa nitondra azy ireo nivoaka ny tany Egypta, mba ho lasa Andriamanitr'izy ireo Izy.