# Ho fampahatsiahivana ny inona ihany koa ireo somitr'aviavy? Ireo somitr'aviavy dia ho fampahatsiahivana ny mba hankatoavana ny didin'i Yaveh rehetra ary ny mba hahamasina, hahavoatokana azy ireo ho an'Andriamanitra. # Inona no nolazain'i Yaveh fa nataony mba hahalasa Azy ho Andriamanitry ny vahoakan'Israely? Nilaza Yaveh fa nitondra azy ireo nivoaka ny tany Egypta, mba ho lasa Andriamanitr'izy ireo Izy.