plt_tq/num/14/04.md

8 lines
312 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nifampiresahan'ny vahoaka momba izay atao?
Niresaka momba ny fisafidianana mpitarika hafa izy ireo ary hiverina any Egypta.
# Inona no nataon'i Mosesy sy Arona teo anoloan'ny fiangonana?
Niankohoka tamin'ny tavany teo anoloan'ny fivorian'ny fiangonan'ny vahoakan'Israely rehetra i Mosesy sy Arona.