# Inona no nifampiresahan'ny vahoaka momba izay atao? Niresaka momba ny fisafidianana mpitarika hafa izy ireo ary hiverina any Egypta. # Inona no nataon'i Mosesy sy Arona teo anoloan'ny fiangonana? Niankohoka tamin'ny tavany teo anoloan'ny fivorian'ny fiangonan'ny vahoakan'Israely rehetra i Mosesy sy Arona.