plt_tq/num/11/33.md

4 lines
211 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no nataon'i Yaveh tamim-pahatezerana, raha mbola nitsako ny hena ny vahoaka?
Raha mbola nitsako ny hena ny vahoaka, dia nanjary tezitra tamin'izy ireo Yaveh ka namely azy ireo tamin'ny aretina lehibe.