# Ahoana no nataon'i Yaveh tamim-pahatezerana, raha mbola nitsako ny hena ny vahoaka? Raha mbola nitsako ny hena ny vahoaka, dia nanjary tezitra tamin'izy ireo Yaveh ka namely azy ireo tamin'ny aretina lehibe.