plt_tq/num/11/16.md

8 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nolazain'i Yaveh mba ho entin'i Mosesy teo Aminy?
Nilaza tamin'i Mosesy ny mba hitondrany loholon'Israely fitopolo teo Aminy Yaveh.
# Inona no nolazain'i Yaveh fa hataon'ireo mpitarika rehefa avy mametraka ny sasany amin'ny Fanahy amin'izy ireo Izy?
Nilaza Yaveh fa hilanja ny enta-mavesatr'ireo vahoaka hiaraka amin'i Mosesy izy ireo.