# Iza no nolazain'i Yaveh mba ho entin'i Mosesy teo Aminy? Nilaza tamin'i Mosesy ny mba hitondrany loholon'Israely fitopolo teo Aminy Yaveh. # Inona no nolazain'i Yaveh fa hataon'ireo mpitarika rehefa avy mametraka ny sasany amin'ny Fanahy amin'izy ireo Izy? Nilaza Yaveh fa hilanja ny enta-mavesatr'ireo vahoaka hiaraka amin'i Mosesy izy ireo.