plt_tq/num/10/35.md

8 lines
351 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nangatahan'i Mosesy mba hataon'i Yaveh raha niainga tamin'ny diany izy ireo?
Nangataka tamin'i Yaveh ny mba hanelezana ireo fahavalony sy hampadosirana ireo izay nankahala azy teo aminy izy.
# Inona no nolazain'i Mosesy tamin'i Yaveh rehefa nijanona izy ireo?
Nangataka tamin'i Yaveh ny mba hiverenany amin'ny Israely an'aliny maro izy.