# Inona no nangatahan'i Mosesy mba hataon'i Yaveh raha niainga tamin'ny diany izy ireo? Nangataka tamin'i Yaveh ny mba hanelezana ireo fahavalony sy hampadosirana ireo izay nankahala azy teo aminy izy. # Inona no nolazain'i Mosesy tamin'i Yaveh rehefa nijanona izy ireo? Nangataka tamin'i Yaveh ny mba hiverenany amin'ny Israely an'aliny maro izy.