plt_tq/num/10/31.md

4 lines
183 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no tian'i Mosesy handeha hiaraka amin'izy ireo i Hobaba?
Tian'i Mosesy handeha hiaraka amin'izy ireo i Hobaba satria izy no nahafantatra ny fomba hitobiana tany an'efitra.