# Nahoana no tian'i Mosesy handeha hiaraka amin'izy ireo i Hobaba? Tian'i Mosesy handeha hiaraka amin'izy ireo i Hobaba satria izy no nahafantatra ny fomba hitobiana tany an'efitra.