plt_tq/num/10/29.md

12 lines
296 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza i Regoela?
Regoela dia rain'ny vadin'i Mosesy.
# Iza no nasain'i Mosesy mba ho tonga niaraka tamin'ny vahoakan'Israely?
Nanasa an'i Hobaba zanaky ny vadin'ny rainy i Mosesy.
# Taiza kosa no tian'i Hobaba haleha?
Te handeha tany amin'ny taniny sy tany amin'ny vahoakany ihany i Hobaba.