# Iza i Regoela? Regoela dia rain'ny vadin'i Mosesy. # Iza no nasain'i Mosesy mba ho tonga niaraka tamin'ny vahoakan'Israely? Nanasa an'i Hobaba zanaky ny vadin'ny rainy i Mosesy. # Taiza kosa no tian'i Hobaba haleha? Te handeha tany amin'ny taniny sy tany amin'ny vahoakany ihany i Hobaba.