plt_tq/num/09/22.md

8 lines
334 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana no nitoetra tao an-tobin'izy ireo fa tsy nandeha ny vahoakan'Israely?
Rehefa nijanona teo amin'ny tabernakely ny rahona, dia nitoetra tao an-tobin'izy ireo fa tsy nandeha ny vahoakan'Israely.
# Ahoana no nahitan'ny vahoakan'Israely ireo didin'i Yaveh?
Nahita ny didin'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy ny vahoakan'Israely.