# Oviana no nitoetra tao an-tobin'izy ireo fa tsy nandeha ny vahoakan'Israely? Rehefa nijanona teo amin'ny tabernakely ny rahona, dia nitoetra tao an-tobin'izy ireo fa tsy nandeha ny vahoakan'Israely. # Ahoana no nahitan'ny vahoakan'Israely ireo didin'i Yaveh? Nahita ny didin'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy ny vahoakan'Israely.