plt_tq/num/05/27.md

8 lines
241 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hanjo ilay vehivavy raha nanota tamin'ny vadiny izy?
Hivonto ny kibon'ilay vehivavy, hihaosa ny feny, ary voaozona eo amin'ny vahoakany izy.
# Inona no hanjo ilay vehivavy raha tsy voaloto izy?
Afaka izy ary afaka hanan'anaka.