# Inona no hanjo ilay vehivavy raha nanota tamin'ny vadiny izy? Hivonto ny kibon'ilay vehivavy, hihaosa ny feny, ary voaozona eo amin'ny vahoakany izy. # Inona no hanjo ilay vehivavy raha tsy voaloto izy? Afaka izy ary afaka hanan'anaka.