plt_tq/num/05/24.md

12 lines
474 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ataon'ny mpisorona amin'ny rano mangidy izay misy ozona?
Ampisotroin'ny mpisorona ilay vehivavy ny rano mangidy.
# Nataon'ny mpisorona inona ny fanatitra hohanina?
Naka ny fanatitra hohanina teo an-tanan'ilay vehivavy ny mpisorona, nanandratra izany tamin'i Yaveh, nanome ampahany tamin'izany ho an'i Yaveh, ary nandoro izany teo amin'ny alitara ny mpisorona.
# Nataon'ny mpisorona inona ny rano mangidy?
Nomeny ilay vehivavy mba hosotroiny ny rano mangidy.