# Inona no ataon'ny mpisorona amin'ny rano mangidy izay misy ozona? Ampisotroin'ny mpisorona ilay vehivavy ny rano mangidy. # Nataon'ny mpisorona inona ny fanatitra hohanina? Naka ny fanatitra hohanina teo an-tanan'ilay vehivavy ny mpisorona, nanandratra izany tamin'i Yaveh, nanome ampahany tamin'izany ho an'i Yaveh, ary nandoro izany teo amin'ny alitara ny mpisorona. # Nataon'ny mpisorona inona ny rano mangidy? Nomeny ilay vehivavy mba hosotroiny ny rano mangidy.