plt_tq/num/04/21.md

4 lines
264 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'i Mosesy mba hatao mahakasika ny fanisana ireo izay nanompo tao amin'ny trano-lay fihaonana avy amin'ireo fianakaviam-ben'ny Gersona?
Tsy maintsy mitarika fanisana anisana ireo izay telopolo hatramin'ny dimampolo taona i Mosesy.