# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'i Mosesy mba hatao mahakasika ny fanisana ireo izay nanompo tao amin'ny trano-lay fihaonana avy amin'ireo fianakaviam-ben'ny Gersona? Tsy maintsy mitarika fanisana anisana ireo izay telopolo hatramin'ny dimampolo taona i Mosesy.