plt_tq/neh/10/34.md

8 lines
416 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ireo mpisorona, Levita, ary ireo vahoaka no nanao filokana ho an'ny fanatitra kitay?
Izany no hifidy izay fianakaviana hitondra kitay eo an-tranon'Andriamanitra amin'ny fotoana voatendry isan-taona.
# Inona no nampanantenain'izy ireo ho entina ao an-tranon'Andriamanitra?
Nampanantena ny hitondra ny voaloham-bokatr'izay maniry eo amin'ny taniny izy ireo, ny voalohan-teranky ny zanany ary ireo bibiny.