# Nahoana ireo mpisorona, Levita, ary ireo vahoaka no nanao filokana ho an'ny fanatitra kitay? Izany no hifidy izay fianakaviana hitondra kitay eo an-tranon'Andriamanitra amin'ny fotoana voatendry isan-taona. # Inona no nampanantenain'izy ireo ho entina ao an-tranon'Andriamanitra? Nampanantena ny hitondra ny voaloham-bokatr'izay maniry eo amin'ny taniny izy ireo, ny voalohan-teranky ny zanany ary ireo bibiny.