plt_tq/neh/06/05.md

8 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nambaran'ny Sanbala tao amin'ny hafany fahadimy?
Nambarany fa ny firenena rehetra dia nitatitra fa nitetika ny hikomy i Nehemia sy ny Jiosy, ary ny mpanjaka dia handre ireo tatitra ireo tokoa.
# Ahoana no namalian'i Nehemia ny hafatr'i Sanbala fahadimy?
Novalian'i Nehemia izany tamin'ny filazana fa namorona ireo tatitra ireo tao am-pony i Sanbala.